Bonjour, Albert RAFALIMANANA no anarako, Asehoko anareo eto ny Code Source an'ilay application Jeux Andry Rajoelina
Ity Jeux Andry Rajoelina ity dia antsoina @ Tena anaran'ny hoe (Mada Escape) tsy inona fa projet HTML/CSS & JavaScript vanilla ihany (Projet Web), kanefa afaka avadika ho application Android ity projet Jeux ity rehefa miaraka @ ireo logiciel izay famadihana ny Projet Web (HTML/CSS & JS) ho lasa application android toy ny :
-
CORDOVA
-
Adobe PhoneGap
-
etc.....
Efa version vaovao izy ity ary atolotra anareo ny Code Source ka na iza na iza dia afaka manova sy manatsara kanefa mba tsarovy ihany ny anarako (Albert Rafalimanana) @ ity Version vaovao (MadaEscape V 0.2) ity dia toy izao ny fonctionnalité :
Toy ny Mahazatra dia miezaka miala mba tsy hidona na tsy hikasihan'i Madagasikara @ Andry Rajoelina isika fa saingy rehefa feno 3000 ny Score dia Afaka mitoraka Vongan-tay an'i Andry Rajoelina isika mianakavy, Mendrika an'i Andry Rajoelina tokoa anefa ity fitorahana Vongan-tay azy ity ary ny irariana dia ny hidiran'izany ao ambavany ao satria izy ilay filoham-pirenena tsy manjary indrindra ety ambonin'ny tany sady rain'ny Lainga ihany koa.
Andry Rajoelina Pory Kindindreniny ! Lelen'alika !